FLM MAZARGUES MARSEILLE
  La retraite 2014: fampianarana sy toriteny
 

"LA RETRAITE 2014"

FAMPIANARANA sy TORITENY

Pastora VOLATOMBO Flavien

Toerana; Maison Jean Vassas-le Castellet 83330 LE CASTELLET



FAMPIANARANA:
NY FANASAN'NY TOMPO



TORITENY: Matio 5:13-16



Matio5:13-16: "13 Hianareo no fanasin’ ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin’ ny olona. 14 Hianareo no fahazavan’ izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra. 15 Ary koa, tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin’ ny vata famarana, fa apetrany eo amin’ ny fanaovan-jiro, ka dia mazava amin’ izay rehetra ao an-trano izany. 16 Aoka hazava eo imason’ ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra".

 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement