|
|
|
|
|
|
|
|
FILM MASINA :
|
|
|
|
|
|
TAHIRY :
|
|
|
|
|
|
|
|
VAOVAOM-PIANGONANA
|
|
Fanasana hanotrona ny sakafom-pankalazana ny faha-25 taona ny SP FLME
Synodam-paritany FLME le 10/04/2018, 15 03 56 (UTC) | | NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA ATY EOROPA (SP FLME)
dia manasa anao hanotrona ny sakafo FANKALAZANA NY FAHA-25 TAONAN’NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA.
FANEVA : "MITÀNA MAFY NY FINOANA" Apokalypsy 2:13
Asabotsy 14 aprily 2018; Manomboka amin’ ny 6 ora sy sasany (18h30).
Ny 13-14-15 aprily io dia mankalaza ny ZAIKAKELINY ny FKTLM atao Strasbourg.
TOERANA: Paroisse Protestante Saint – Paul - Bas Rhin, Koenigshoffen 35 rue de la Tour 67200 STRASBOURG.
Indro ny lien fisoratana anarana : https://goo.gl/forms/uwByNMzZ82Cz26uU2
HAFATRA
Rehefa vita ny fisoratanao anarana dia ampitao amin'ny mpiara miangona aminao ity mailaka ity azafady tompoko
| | |

Asabotsy 7 aprily - alahady 8 aprily 2018: Isan-droavolana Fitandremana Marseille
FLME Mazargues le 29/03/2018, 14 02 07 (UTC) | | 7 – 8 aprily 2018: ISAN- DROAVOLANA FITANDREMANA MARSEILLE.
Faneva: “Fantatro fa velona ny mpanavotra ahy”, Joba 19 : 25a
Toerana: FLME Geneve
Asabotsy 07 aprily 2018:
- Fandraisam-bahiny: 3 ora tolakandro.
- Fanombohana : 4 ora tolakandro.
Alahady 8 aprily 2018:
- 9 ora 30 mn – 10 ora 15 mn: Fampianaran’ny Pastora: “Ny rafitry ny F.L.M.”
- 10 ora 15 – 11 ora 30 mn: Fivorian’ny komitin’ny Fitandremana.
- 11ora 45 – 12 ora 45: Sakafo atoandro.
- 1 ora tolakandro: Fotoam-pivavahana litorjika.
HAFATRY NY PASTORA
-Aoka hotrotrointsika am-bavaka ny fivoriantsika.
-Hisy valopy ho rakitra faharoa ny Alahady maraina ho fanohanana ny kitapon’ny Fitandremana.
-Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany anie ny fivoriantsika.
| | |
|
Fiovan-toerana ivavahana ny alahady 25 marsa 2018
FLME Mazargues Marseille le 24/03/2018, 08 08 31 (UTC) | | Mivory eto amin’ny fileovana Marseille ny KMSP: Komity Maharitry ny Synodam-Paritany, ny 24-25 Marsa 2018.
Tsy misy arak’izany ny fotoam-pivavahana hariva ao Mazargues ny alahady 25 marsa fa hiaramivavaka amin'izireo eny Chapelle Sainte Claire, 62 rue cade-mouton 13014 isika.
Fanombohana: 10 ora sasany. | | |
|
HERINANDRO MASINA 2018
FLME Mazargues Marseille le 24/03/2018, 08 08 13 (UTC) | | 26-27-28-29-30 marsa 2018: HERINANDRO MASINA
Faneva: " Fa voahombo kristy, pasaka ho antsika", 1 Korintiana 5: 7b
-Ny 26-27-28-29 amin'ny 7 ora sasany hariva.
Toerana: Chapelle Sainte Claire, 62 rue cade-mouton 13014 Marseille.
- Ny zoma masina: 30 marsa amin'ny 7 ora hariva .
Fiaraha-mivavaka amin' ny rahalahy Katolika Frantsay.
Toerana : Chapelle Saint-Joseph, 72 rue Paul Coxe 13014 Marseille.
Hafatry Pastora :
- "Hevero ny fiantsoana anareo ry rahalahy", 1 Korintiana 1. 26a.
- Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany!
| | |
|
Isan-telovolana 10 - 11 marsa 2018
FLME Mazargues Marseille le 04/03/2018, 08 08 09 (UTC) | | Ny Asabotsy10 - alahady 11 marsa dia ny Fitandremana Marseille no hampiantrano ny isan-telovolan'ny Fileovana Marseille.
Teny faneva: " Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen' ny Zanak' Olona anareo". Jao. 6: 27a .
Toerana: Chapelle Sainte Claire, 62 rue cade-mouton 13014 Marseille
Asabotsy 10 marsa 2018:
- Fandraisam-bahiny: 1 ora sasany-2 ora sasany.
- Fanombohana:3 ora sasany.
Alahady 11 marsa 2018:
- Sekoly Alahady: 09 ora 20mn - 10 ora 20mn.
- Fotoam-pivavahana litorjika: 10 ora 30mn.
HAFATRY PASTORA:
- Aoka hotrotrointsika am-bavaka ny fivoriantsika.
- Hisy valopin' ny fivoriana ho rakitra faharoa hanatevenana ny kitapon' ny fileovana ny alahady maraina.
- Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany anie ny fivoriantsika! | | |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|