FLM MAZARGUES MARSEILLE
Fanolorana
RAFITRA 2020 - 2022
Anjara asa Fifohazana
Video sy tonony ZAIKABE SALOMA 2022
Tantaran'ny FLM Mazargues
Toriteny fanokanana
FAMPIANARANA
FILM MASINA :
- Ilay boky nodorana nefa tsy levona
- Tantaran'ny Jesosy
Faha-25 taonan'ny SP FLME Eoropa
SAMPANA
Vaovaom-piangonana
MBA FANTATRAO VE ?
TAHIRY :
- VIDEO 2013 - 2017
- RAKITSARY 2017-2018
- RAKITSARY 2011 - 2019
- Tantaran'ny Jesosy
TANTARAN'NY JESOSY
AMIN'NY TENY MALAGASY
Ireo teny fito notenenin'ny Jesosy teo ambony hazo fijaliana
:
1 - " Raiko o! mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony." Lioka 23:34
2 - Ely, Ely, lamà sabaktany? na hoe: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao? (Sal. 22. 1). Matio 27:46b
3 - " Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. " Lioka 23:43
4 - "Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reniny:"Ravehivavy, indro ny zanakao!... Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: Indro ny reninao! .Jaona 19: 26 - 27"
5 - "Mangetaheta Aho." Jaona 19:28b
6 -"VITA"; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny "Jaona 19:30
7 - "Raiko ô,eo an-tananao no atolotro ny fanahiko". Lioka 23:48.
Copyright ©
FLM Marseille Mazargues.
2013 -
-Alahady tolakandro
-4 ora ⇒ Sekoly alahady
-5 ora ⇒Fiangonana
8 bd Magnan 13009 Marseille [Bus 21]
-Alakamisy hariva
7ora30: Fifohazana
Temple de Provence 27-29 Bd Françoise du Parc 13004 Marseille
SOLFA
(tsindrio)
VAOVAO
(tsindrio)
Momba ny JOBA Pst FLAVIEN V
(tsindrio)
FANEVA SALoMA 2022
(tsindrio)
ROHY
NY BAIBOLY MALAGASY
HENOY NY BAIBOLY
BIBLE POUR ENFANTS
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
FIHIRANA FFPM
Ny Fiangonana
Ce site web a été créé gratuitement avec
Ma-page.fr
. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement