FLM MAZARGUES MARSEILLE
  Vaovaom-piangonana
 
VAOVAOM-PIANGONANA

FBL
FBL Fitandremana Marseille le 27/08/2013, 06 06 46 (UTC)
 Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Hamafisina amintsika fa, ny fivoriantsika FBL eto amin'ny Fitandremana dia hatao ny Alarobia 28 Août 2013 izao eny amin'ny Fiangonana FLM Marseille chapelle ste claire, manomboka @ny 6 ora hariva.
Ny ordre du jour amin'izany dia Famerenana ny hira 4 izay atolotry ny Fiangonana roa tonta.
Hira 2 FLM Marseille, ary hira 2 FLM Mazargues, ho fanomanantsika sahady ny fankalazana ny Krisimasy ny Fileovana.
Koa dia manentana antsika ho tonga maro amin'izany fotoana kasaina izany.

Aoriana izany dia hisy ny fivorian'ny Komity ny FBL Fitandremana, izay hanomboka @ny 7 ora hariva.
Koa dia manasa antsika mba samy haharitra hatramin'ny farany.
Mangataka ny tsirairay mba samy hifampilaza sy hitrotro am-bavaka ny fotoana rehetra.

Ho an'Andriamanitra irery anie ny Voninahitra.

Ny Filoha, Rtoa DAVIDSON Voahirana.
Ny mpitantsoratra, Rtoa RADO Landy.
 

ISAN-TELOVOLANA 7-8 Septambra 2013
FILEOVANA MARSEILLE le 20/08/2013, 09 09 23 (UTC)
 Isan-telovolana
Fileovana Marseille 7-8 Septambra 2013
Sampana FBL

« Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia... »
I Jao 4.1a

Asabotsy 7 Septambra, Toerana :Mazargues

16h : Fotoam-panokafana

Mpitarika: Katekista Rakotoarimanana François d’Assise
Vakiteny TT : Jer. 15.19-21 : FLM Aix
Epistily: II Tes. 2.1-12 : FLM Marseille
Alitara sy Toriteny : Pastora Volatombo Flavien
Mat. 24.23-26
Teny fiarahabana : Pastora Edmond Raharijaonarivelo
Rakitra (Fileovana)
Vavaka farany : Katekista Ranaivo Gérard

17h Mpitarika :Fitandremana Montpellier(FLM Montpellier)
Fampianarana: “Ny fanahin’ny antikristy” (45’)
Pastora Lalatiana Rakotonirina
Rakitra(Fileovana)

18h Fialàna hetaheta

18h30 Mpitarika: Lotera Patrick
Antsam-piderana
Mpandrindra : Andrianarivelo Josoa
Rakitra (FBL)

Vokatra FBL

20h00 Mpitarika:Rtoa Raharijaonarivelo Nirina
Toriteny
« Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy tahaka ireo koa…»Apokalypsy 3:5 (20’)
Pastora Eugène Rakotojaona

Asa sy Fampaherezana Mpandrindra: Arlette Razaimalala

Hira farany : 338
Tso-drano: Pastora Edmond Raharijaonarivelo
Vavaka farany: Katekista Randrianasolo Andrianalinjato
**************

Alahady 8 Septambra amin'ny 10 ora maraina,
Toerana:Chapelle Sainte Claire

Fivoriana Komity Fileovana
***************

Alahady 8 Septambra amin'ny 4 ora tolakandro
Toerana:Mazargues

Fotoam-pivavahana litorjika

Prélude : KTLM Fileovana

Vavaka voalohany : Katekista Randrianasolo Andrianalinjato

Vakiteny:

- T.T : Jer. 17.13-14 : FLM Mazargues
- Epistily: Gal. 16.11-24 : FLM Montpellier
- Filazantsara: Liok. 17.11-19

Toriteny: Pastora Edmond Raharijaonarivelo : I Jao 4.1-6

Fandraisana ny Fanasàn’ny Tompo

Vavaka farany: Katekista Venance Fanampera

Postlude: KTLM Fileovana


18h30 Fialàna hetaheta


Aza adino ny mitrotro am-bavaka ny fivoriantsika sy mitondra vokatra na solom-bokatra(valopy).

Dia ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra ary ho antsika olony kosa ny fiadanana.
 

LA RETRAITE
KTLM-FLM Mazargues le 20/08/2013, 08 08 40 (UTC)
 Mbola faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i JESOSY.
Araka ny efa nambara tamintsika t@ny Filazan-draharaha ny Alahady lasa teo, dia hamafisina fa tsy hisy Fiangonana eto Mazargues ny Alahady25/08 ho avy, fa hiaraka ho any à "Plan d'Aups Sainte Baume kosa isika ny Asabotsy 24 sy ny Alahady 25/08 ho avy izao.
Ankoatra ireo programme izay voasoratra etsy ambany dia, eny an-toerana no hanatanterahana ny " Fotoam-pivavahana" ny Alahady maraina.
Voalohany teto @'ny Fiangonantsika no nisy izao programme izao, koa dia manentana ny rehetra mba samy ho tonga mba samy hahazo Fiadanampo eo amin'ny Fanompoana sy ny Fanarahana ny Tompo.
Ny KTLM no tompon'ny Activité, fa Isika Fiangonana rehetra no hasaina sy entanina mba ho tonga maro amin'io fotoana ny Asabotsy sy Alahady io,
ho voninahitr'Andriamanitra irery hiany.
Indro ary alefa amintsika ny andininy rehetra.
Landy RADO, mpitantsoratra.


Retraite KTLM Mazargues : 24-25 août 2013

"Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, de toute ta force, de toute ta pensée ; et tu aimeras ton prochain comme toi même" Luc 10 : 27.

Adresse --> Allée de Signes
83640 Plan d'Aups Sainte Baume

RDV --> 10h30

PAF --> 10€ la nuitée pour une personne

3 dortoirs : 12 lits superposés
10 lits superposés
9 lits superposés
2 chambres individuelles
4 chambres individuelles (à l'étage)

Un réfectoire de 72 places avec la cuisine et toutes les installations qui s'y rattachent.
Activités --> Sports collectifs, marche, randonnée

- De Marseille (50 minutes) A52 jusqu'à Auriol, puis D45 jusqu'à Plan d'Aups, traverser le village, à 50 mètres route à droite (Allée de Signes). On aperçoit le centre.

- Programme :

SAMEDI

--> 10h30 : Accueil
--> 11h : Partage biblique
--> 12h30 : Déjeuner
--> 14h : Enseignement dirigé par le pasteur Flavien Volatombo sur "La Sainte Cène"
--> 16h : Grand Jeu (jeux bibliques, intellectuel et physique)
--> 20h : Dîner
--> 21h30 : Partage et séance de questions-réponses avec le pasteur, le catéchiste ainsi que les mpiandry de notre église.

DIMANCHE

--> 7h30 : Petit déjeuner
--> 10h30 : Culte du dimanche
--> 13h : Déjeuner
--> 15h : Grand rangement

- La participation au frais ne prend en compte que le logement pour la nuit du 24 août.
Elle ne comprend pas les repas. Chacun est donc prié d'apporter sa contribution pour les différents repas de ce week end.

Menu du week end :
SAMEDI
--> Déjeuner : Chacun apporte son pique nique ou son repas que nous partagerons tous ensemble.
--> Dîner : Poulet - Viande - Saucisse (éventuel barbecue à voir sur place) - Salade - Oignon - Vinaigre - huile - Riz

DIMANCHE
--> Petit Déjeuner : Brique de lait - Confiture - Café en poudre - Nutella - Beurre - Thé - Baguettes (à acheter sur place, au village)
--> Déjeuner : Petit pois - Viande de porc - Oignon - Ail
Les aliments vous sont communiqués à titre indicatif. N'ayant pour le moment aucune estime du nombre totale de participants pour ce week end, nous n'avons pas préciser les quantités. Chacun est donc prié d'apporter une petite quantité de chaque chose, selon les possibilités de chacun.
Néanmoins, si vous souhaitez n'apporter qu'une chose en particulier. Veuillez nous le communiquer s'il vous plait, afin que nous puissions transmettre un tableau plus précis de nos besoins pour ce week end.

NB : Pour assurer le bon fonctionnement de l'organisation, nous vous prions de confirmer par mail votre participation au week end ainsi que le nombre de personne qui vous accompagneront. Vous pouvez venir le samedi même si vous ne vous êtes pas inscrit. Mais pour des raisons d'équité, les personnes inscrites auparavant auront la priorité sur les couchages.
La PAF ne sera dû et réclamé qu'à la fin du week end le dimanche et seulement pour les personnes ayant couché sur place.

En espérant, la venue de tous pour cet événement important dans la vie du sampana KTLM ainsi que de l'église, n'oubliez pas de porter en prière notre programme afin que tout se déroule correctement et selon la volonté du Seigneur.

Que Dieu vous bénisse

Hery Manitra ANDRIAMASY

 

SALOMA
SALOMA FLM Mazargues le 06/08/2013, 20 08 46 (UTC)
 SALOMA FLM Mazarues “Activité Annuelle”

TENY FANEVA :
“Ary Iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin’izay tsara hianareo?” I Petera 3:13

Ny SALOMA (Sekoly Alahady Loterana Malagasy) eto amin’ny Fiangonana Loterana Mazargues dia faly manasa anareo hanatrika ny “Activité Annuelle” izay karakarain’izy ireo amin’ny Asabotsy 31 Août 2013 ho avy izao ao amin’ ny ERF 8 Boulevard Magnan 13009 Marseille.
Toy izao ny fandaharam-potoana amin’izany :
- Ny Fotoana dia hanomboka amin’ny 12h30 : Fanompoam-pivavahana na "Culte" no hanokafana ny fotoana
- 13h : Fiaraha-misakafo: noho izany hisy ny vente de barquettes (hisy vary sy laoka ary lasary gasy),
hamburger et frites, canettes, glaces.
- 14h30 : Concert izay ataon’ny sampana SALOMA Fiangonana Mazargues sy ireo Fiangonana rahavavy ao amin’ ny Tompo.
- Amin’ny 15h30 no hanomboka ny kilalao izay karakarain’izy ireo;
Ary hisy fanomezana atolotra an’ireo izay milalao.
 

ISAN-DROA VOLANA
Fitandremana MARSEILLE le 06/08/2013, 20 08 43 (UTC)
 FIVORIANA ISAN-DROA VOLANA
FITANDREMANA MARSEILLE
10-11 AOGOSITRA 2013

ATAO AO AMIN’NY FLM MARSEILLE SAINTE CLAIRE
FANEVA : “…mba ho tahaka ny nananganana an' i Kristy tamin' ny maty tamin' ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin' ny fiainam-baovao. “ Rom. 6 : 4b

ASABOTSY 10 AOGOSITRA 2013

Fanombohana : 5 ora hariva
Mpitarika : Rtoa RAZAIMALALA Arlette
Vakiteny : - T.T. : Joela 2 : 12 -17. Rtoa MITSAKIS Dorothée
- T.V. : Rom. 6 : 15 - 23. Rtoa RAZAFINDRATSIMBA Haja

Fampianarana Soratra Masina : Ny Fiainam-baovao ao amin’i Kristy (C F Ny Faneva)
Katekista RAKOTOARIMANANA François d’Assise

Filazan-draharaha sy Rakitra

Toriteny : Rom. 6 : 1 – 14. Katekista RANDRIANASOLO Andrianalinjato

ASA SY FAMPAHEREZANA : Mpitarika : Rtoa RANDRIANJATOVO Mavosoa

FIARAHA-MIALA HETAHETA SY TAFATAFA

ANTSAM-PIDERANA ISAN-TSAMPANA : Mpitarika : Atoa ANDRIAMASY Hery Manitra

Vavaka Famaranana : Rtoa RAJAONELISON Holy

FIVORIAN’NY KOMITIN’NY FITANDREMANA


ALAHADY 11 AOGOSITRA 2013

Fotoam-Pivavahana : 10 ora sy fahefany
Mpitarika : Katekista RAKOTOARIMANANA François d’Assise

Vakiteny : - T.T. : II Sam. 22 : 21 – 29 : Atoa RADO Hery Andriamasy
- T.V. : I Kor. 15 : 1 – 10 : Atoa RAFARALAHITSIMBA Germain
- Filazantsara : Matio 21 : 28 – 31 : Atoa RABARISOA Hendry

Toriteny : Lioka 18 : 9 – 14 : Pastora VOLATOMBO Flavien

FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO

FIARAHA-MISAKAFO

Hafatra :
Aoka samy hitrotro am-bavaka ny fivoriantsika isika.
Hisy valopy hanampy ny rakitra, hasolo ny lavanty sy solom-bokatra ho fanohanana ny kitapom-bolan’ny Fitandremana.
Hery lehibe sy fifaliana ho an’ny rehetra ny fahatongavanao
Ho Voninahitra’ Andriamanitra irery ihany!
 

SALOMA
SALOMA FLM Mazargues le 06/08/2013, 20 08 40 (UTC)
 SALOMA FLM Mazarues “Activité Annuelle”

TENY FANEVA :
“Ary Iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin’izay tsara hianareo?” I Petera 3:13

Ny SALOMA (Sekoly Alahady Loterana Malagasy) eto amin’ny Fiangonana Loterana Mazargues dia faly manasa anareo hanatrika ny “Activité Annuelle” izay karakarain’izy ireo amin’ny Asabotsy 31 Août 2013 ho avy izao ao amin’ ny ERF 8 Boulevard Magnan 13009 Marseille.
Toy izao ny fandaharam-potoana amin’izany :
- Ny Fotoana dia hanomboka amin’ny 12h30 : Fanompoam-pivavahana na Culte no hanokafana ny fotoana
- 13h : Fiaraha-misakafo: noho izany hisy ny vente de barquettes (hisy vary sy laoka ary lasary gasy),
hamburger et frites, canettes, glaces.
- 14h30 : Concert izay ataon’ny sampana SALOMA Fiangonana Mazargues sy ireo Fiangonana rahavavy ao amin’ ny Tompo.
- Amin’ny 15h30 no hanomboka ny kilalao izay karakarain’izy ireo;
Ary hisy fanomezana atolotra an’ireo izay milalao.
 

<- En arrière  1 ...  28  29  30  31  32 33  34  35 Continuer -> 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement