FLM MAZARGUES MARSEILLE
  Vaovaom-piangonana
 
VAOVAOM-PIANGONANA

FITSANGATSANGANANA SALOMA
SALOMA FLM MAZARGUES le 18/06/2013, 16 04 47 (UTC)
 Ny SALOMA eto amin' ny FLM Mazargues dia hitsangatsangana eny amin'ny nosy FRIOUL ny SABOTSY 22 Jona 2013
 

Famangian'ny Ray aman-dreny FIFIL
FIFIL Fitandremana Marseille le 18/06/2013, 16 04 29 (UTC)
 Izaho no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry. Jaona 10:11

Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy. Jaona 10:27


Tompoko,


Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Lohan'ny Fiangonana
Efesiana 2: 22b, Lohan'ny Mpiandry, Tompon'ny Saha sy Tompon'ny Asa aho.

Hiarahantsika mahalala fa ho tonga hamangy antsika mpiandry eto amin'ny Fileovan'ny Marseille ny Tonian'ny FIFIL Nasionaly, ny Filoha Nasionaly amin'ny asabotsy 22 sy alahady 23 juin 2013. Izany Famangiana izany dia atao ao Marseille amin'ny Chapelle Sainte Claire.
Ny programa amin'izany dia mbola ho ampitaina amintsika satria tsy mbola tonga aty am-pelatanana.
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra Irery ihany.


Ny Filohan'ny FIFIL Fileovana
RAZAIMALALA Arlette

Ny Mpitan-tsoratra FIFIL Fileovana
VENANCE-RAJAOBELINA Michelle
 

<- En arrière  1 ...  28  29  30  31  32  33  34 35 

Continuer->

 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement