FLM MAZARGUES MARSEILLE
  Vaovaom-piangonana
 
VAOVAOM-PIANGONANA

ISAN- DROAVOLAN'NY FITANDREMANA. Toerana: FLME GENEVE NY 27 - 28 AVRIL 2019.
FLME Mazargues Marseille le 21/04/2019, 18 06 32 (UTC)
 ISAN- DROAVOLAN'NY FITANDREMANA HATAO AO AMIN' NY FLME GENEVE NY ASABOTSY 27 - ALAHADY 28 AVRIL 2019.
Faneva : " Raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy " , Joba 19. 25a.
Toerana : Eglise Evangélique Luthérienne - Rue Verdaine 20, Genève 1204 -
Na Adresse GPS : Rue du vieux collège, Genève 1204
Hisy Fandraisana ny Fanasan' ny Tompo ny alahady.
Hafatra :
- Aoka hotrotrointsika am- bavaka ny fivoriantsika.
- Toy ny mahazatra, dia hisy valopy ho rakitra faharoa, hanohanantsika ny asa samihafa sahanintsika
ato amin' ny fitandremana.
- Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany anie ny fivoriantsika.
 

Zaikakely KTLME 12-13-14 aprily 2019
FLME Mazargues Marseille le 10/04/2019, 09 09 49 (UTC)
 ZAIKAKELY NY SAMPANA KRISTIANA TANORA LOTERANA MALAGASY
Zoma 12 – Asabotsy 13 – Alahady 14 aprily 2019

FANEVA: “Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany". Gen. 12,3b

TOERANA: FLME Marseille, 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille
Fifandraisana : Atoa/Mr Hery ManitraANDRIAMASY. Tel: 06 05 19 35 80 - andriamasymanitra@gmail.com
Atoa/Mr Jean Loup ANDRIAMAROFAHATRA. Tel : 06 80 51 12 27 - jeanloupandriama@ymail.fr

Aoka hotrotrointsika ambavaka ny fivoriantsika. Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.

 

Zaikakelin'ny FIFIL
FLM Mazargues Marseille le 11/03/2019, 08 08 30 (UTC)
 Zaikakelin’ny FIFIL
Ny asabotsy 16 sy alahady 17 marsa 2019 no ankalazaina ny ZAIKAKELIN’NY FIFIL.
Toerana: STRASBOURG
Faneva: “Ataovy ny trano dia ankasitrahako izany sady ankalazaina aho. hoy Jehovah. Hagay 1:8b
Tongava maro, ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

Isan-telovolana 02-03 marsa 2019 Marseille
FLME mazargues Marseille le 24/02/2019, 16 04 09 (UTC)
 Asabotsy 2 marsa - alahady 3 marsa 2019 : ISANTELOVOLANA Fileovana Marseille.
Faneva: Faneva: «Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra, Izay
manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao.»Jaona 1, 29b
Toerana: FLME Marseille 62 rue Cade Mouton 13014 Marseille
Aoka hifampitrotro sy hifampitondra ambavaka, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

Isan-telovolana 02-03 marsa 2019 Marseille
FLME mazargues Marseille le 24/02/2019, 16 04 09 (UTC)
 Asabotsy 2 marsa - alahady 3 marsa 2019 : ISANTELOVOLANA Fileovana Marseille.
Faneva: Faneva: «Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra, Izay
manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao.»Jaona 1, 29b
Toerana: FLME Marseille 62 rue Cade Mouton 13014 Marseille
Aoka hifampitrotro sy hifampitondra ambavaka, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

Zaikakelin'ny Fikambanam-behivavy 2019
FLME Mazargues Marseille le 14/02/2019, 09 09 44 (UTC)
 Ny asabotsy 16 febroary sy alahady 17 febroary 2019 no hanatanterahana ny ZAIKAKELIN'NY FBLSP FLME.
Ny fiangonana ILE DE FRANCE no handray izany.
Aoka samy hitondra ambavaka ny dian'ny mpizaika sy ny fotoana.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
 

<- En arrière  1  2  3  4  5  6  7  8  9 ... 35Continuer -> 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement