FLM MAZARGUES MARSEILLE
  Vaovaom-piangonana
 
VAOVAOM-PIANGONANA

Alakamisy 1 sy Asabotsy 3 novambra 2018: PROGRAMME HETSIKA FKTLM Fitandremana sy FDL FLME Mazargues Marseille
FLME Marseille Mazargues le 30/10/2018, 06 06 34 (UTC)
 ALAKAMISY 01 novambra 2018: FETIN'NY FILAZANTSARA

- Maraina: hisy fotoam-pivavahana eny amin'ny FLME Sainte Claire. Chapelle sainte Claire, 62 rue Cade Mouton 13014 Marseille.
- Manohy ny fotoana avy hatrany ny HETSIKY NY KTLM Fitandremana Marseille.
- Hisy sakafo karakarainy mandritra ny korana.

Tsy hisy arak’izany ny fotoam-pivavahana ao amin’ny Temple de provence toy ny fanao isaky ny alakamisy

ASABOTSY 03 novambra 2018 amin’ny 7 ora hariva :

HETSIKA FDL (Fikambanan-Dehilahy) FLME Mazargues Marseille
-FANEVA: « Hianareo no fanasin'ny tany. » Matio 5.13a
-Toerana: Espace Magnan, 8 Bd Magnan, 13009 Marseille:
- Projection Film
- Sakafo hariva (Vary sy Laoka), fandraisana anjara: 8 euros.

Tongava maro. Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

ISANTAONA 2018 - Jobilin'ny SPFLME sy jobilin'ny Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO
FLME Mazargues le 22/10/2018, 16 04 17 (UTC)
 Programa Isantaona sy famaranana Jobily faha-25 taonan’ny SPFLME
Famaranana ny Jobilin’ny Pastora RAHARIJAONARIVELO mivady
Teny faneva:” Mitàna mafy ny Finoana” Apokalipsy 2 : 13

ASABOTSY 27 OKTOBRA 2018 maraina:
Toerana: Chapelle Sainte Claire,62 rue Cade-Mouton,13014 Marseille
10h - 10h30 : FANDRAISAM-BAHINY
10h30 - 12h30 : FOTOAM-PIVAVAHANA FANOKAFANA
12h30 - 13h30 : SAKAFO ANTOANDRO, Toerana: Chapelle Ste Claire

ASABOTSY 27 OKTOBRA 2018 hariva:
Toerana : Eglise Sainte Marthe, Plateau de l’Eglise 13014 Marseille
14h – 20h 30: FAMPIANARANA - FAMELABELARANA - JOBILY - ANTSAM-PANAHY:
14h- 15h30: FAMPIANARANA
15h30 – 17h: FAMELABELARANA
17h – 17h30: FIALANA HETAHETA
17h30 – 18h30: FANKALAZANA JOBILY PASTORA RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady
18h30 – 20h30 ANTSAM-PIDERANA
20h 30 : SAKAFO HARIVA, Chapelle Ste Claire

ALAHADY 28 OKTOBRA 2018:
Toerana : Eglise Sainte Marthe,Plateau de l’Eglise,13014 Marseille
9h30 – 13h 30 FOTOAM-PIVAVAHANA FAMARANANA – JOBILY - FANDRAISANA FANASAN’NY TOMPO

FANKALAZANA JOBILY FAHA 25 TAONAN’NY SYNODAM-PARITANY SPFLME
Hira Faneva
Teny ataon’ny Filohan’ny SYNODAM-PARITANY SPFLME
Tantaran’ny SP FLME
Hira Faneva
Filazan-draharaha sy fandraisam-pitenenana
Rakitra sy valopy ny isantaona
Valopin’ny JOBILY FANKALAZANA NY 25 TAONA SYNODE SP FLME
Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
Vavaka famaranana Katekista Obermond Ramarojaona
Sakafo Jobily, toerana: Chapelle Sainte Claire
Aoka samy hitotro am-bavaka ny fivoriantsika, ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

LA RETRAITE 20-21 oktobra 2018
FLME Mazargues Marseille le 18/10/2018, 10 10 46 (UTC)
 20-21 oktobra 2018 : « LA RETRAITE » FLME Mazargues Marseille.
FANEVA : « Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony. » Salamo 118 . 1
TOERANA: Maison d'accueil Saint Maurin RIANS. Route de Jouques. 83560 RIANS.

FAHATONGAVANA : asabotsy atoandro amin’ny 12 ora atoandro.
Hisy fandraisana ny fanasan’ny Tompo ny alahady.

Aoka samy hitondra ambavaka ny fotoana. Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

Programa isandroavolana 13-14 oktobra 2018
FLME Mazargues Marseille le 09/10/2018, 13 01 36 (UTC)
 13 - 14 OKTOBRA 2018 ∞ ISAN- DROAVOLAN' NY FITANDREMANA MARSEILLE.
FANEVA: "Aoka hohazonintsika mafy ny fanantenana ny fanekena mba tsy hihozongozonany." Heb. 10: 23.
TOERANA : Chapelle Ste Claire, 62 rue Cade-Mouton 13014 Marseille.
Asabotsy 13 oktobra 2018 :
Manomboka amin’ny 4 ora tolakandro. Hisy ASA sy FAMPAHEREZANA ary ANTSAM-PANAHY.
Alahady 14 oktobra 2018:
Manomboka amin’ny 10 ora sasany maraina.
Hisy FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO sy fiaraha-misakafo.
HAFATRY NY PASTORA :
Fandraisam- bahiny: 3 ora tolakandro : Ny tonia (RANAIVOSON-NIRINA Robertin, tél. 06 63 33 65 09)
- Aoka hotrotrointsika am- bavaka ny fivoriantsika.
- Hisy rakitra sy valopy ho solom- bokatra ny alahady maraina.
- Ho voninahitr' Andriamanitra irery !

 

15 septambra 2018 - Fiaraha-misakafo FLME Mazargues Marseille
FLME mazargues Marseille le 14/09/2018, 14 02 50 (UTC)
 Ny FLME Mazargues Marseille dia manasa antsika amin’ny Fiaraha-misakafo sy mikorana ny asabotsy 15 septambra 2018 amin’ny 7 ora hariva.
Handray anjara amin’ny alalan’ny hira ny sampana tsirairay.
FANEVA: « Inona no havaliko an’i Jehovah noho ny soa rehetra nataony tamiko ?” salamo 116.12
TOERANA: Eglise protestante unie de France, 8 boulevard Magnan – 13009 Marseille.
Tongava maro ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

8-9 septambra 2018 ISAN-TELOVOLAN'NY FILEOVANA Marseille
FLME Mazargues Marseille le 01/09/2018, 07 07 50 (UTC)
 08-09 septambra 2018: ISAN-TELOVOLAN’NY FILEOVANA MARSEILLE

FANEVA: “Miharia toerana ho anareo any andanitra.” Matio 6.20a
TOERANA: FLME Marseille - Chapelle Sainte Claire - 62 rue cade-mouton 13014 Marseille

Asabotsy 08 septambra manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.
Hisy:
- Asa sy fampaherezana
- Antsam-panahy.

Alahady 09 septambra manomboka amin’ny 10 ora sasany maraina.
Hisy
- Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
- Fiaraha-misakafo.

HAFATRY NY PASTORA:
1- Aoka hotrotrointsika am-bavaka ny fivoriantsika; fa hoy ny Soratra Masina: " Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon' ny sasany" (1Kor. 1.26); sy ny hoe " Hevero ny fiantsoan anareo ry rahalahy" (Heb. 10. 25); mbamin' ny hoe: " Fa amin' ny fotoan' andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika ", Gal. 6. 9b, araka ny teksta ananantsika ihany ao amin' ny perikopantsika amin' ity alahady - faha XV man. ny Trinite ity.
2.- Hisy ny valopin' ny fivoriana ho solom- bokatra ny alahady maraina.
3.- Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany ny fivoriantsika.

 

<- En arrière  1 ...  5  6  7  8  9  10  11 ... 35Continuer -> 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement