|
|
|
|
|
|
|
|
FILM MASINA :
|
|
|
|
|
|
TAHIRY :
|
|
|
|
|
|
|
|
VAOVAOM-PIANGONANA
|
|
HETSIKA Fikambanam-Behivavy
FBL FITANDREMANA le 05/12/2014, 10 10 09 (UTC) | | FANASANA
" Ny Tompo manome ny Teny ; Arý ny vehivavy mpilaza soa dia antokony lehibe " Salamo 68 : 11.
Ny FBL FITANDREMANA eto Marseille (ste claire + Mazargues ) dia Faly manasa anao hanotrona Azy ireo @ny "Hetsika 2014 " izay atao ny Asabotsy 06 décembre izao Eny @ chapelle ste claire .
Ny OJ @n'izany :
- @ 2.30 Activité hiantsoana ny FBL rehetra. "Fifanakalozana (sakafo : Ste Claire - Coussin: Mazargues ).
- @ 4.15 Fampianarana Soratra masina ataon'ny Past FLAVIEN . Hiantsoana ny FBL rehetra.
- @ 5.30 Sakafo hariva matsiro "Min Sao +boulette+ tartelette aux fruits + café " Izay hanasana anao Fiangonana Mazargues mba hanohàna Azy ireo @ny Asa. Fandraisana anjara : 5€. Mirary ny fahatongavan'ny rehetra tompoko , ho voninahitr'Andriamanitra irery Ihany.
Ny Komity FBL FItandremana Marseille . | | |
|
ISANDROA VOLANA 29-30 novambra 2014
FITANDREMANA MARSEILLE le 25/11/2014, 21 09 27 (UTC) | | FIVORIANA ISANDROA VOLANA FITANDREMANA MARSEILLE
Teny Faneva: “Fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny andro ninoantsika” Romana 13: 11b
Toerana: FLM Marseille, Chapelle Sainte Claire 13014 Marseille .
ASABOTSY 29 NOVAMBRA 2014 :
Fanombohana : 4 ora sy sasany tolakandro.
Testamenta Taloha: Zakaria 9 : 9 -10 : RAKOTOBE Rindra
Testamenta Vaovao; Matio 21 : 1-9 : RASOLONJATOVO Holinirina
Fampianarana Soratra Masina: “Ny fiverenan’ny Tompo”. Katekista RAKOTOARIMANANA François d’Assise.
Filazan-draharaha sy rakitra.
Toriteny : Romana 13 : 11-14. RAFARALAHITSIMBA Germain
Asa sy Fampaherezana: Mpandamina: RAJAONELSON Nirina
Fanalana hetaheta sy korana
Antsam-panahy: Mpandrindra: RAKOTONIRINA Daniel
(Rakitra ho an’i FIFIL)
Vavaka famaranana: RANDRIANASOLO Hanitra
Fivorian’ny komitin’ny Fitandremana
ALAHADY 30 NOVAMBRA 2014
Fotoampivavahana Litorzika
Fanombohana 10 ora sy sasany
Mpitarika: Katekista RAKOTOARIMANANA François d’Assise
Testamenta Taloha: Jeremia 33 : 14-18 : RADO Hery Andriamasy
Leksiona: Jeremia 31 : 31-34 : RABARISOA Hendry
Testamenta Vaovao: Jaona 18 : 33 – 37 : RANDRIANJATOVO Mavosoa
Alitara sy Toriteny: Lioka 4 : 16 – 22 Pastora
Filazan-draharaha – Rakitra sy vokatra
Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
Fiaraha-misakafo
Hafatra : ankoatry ny rakitra dia hisy vokatra ny alahady hanantevenana ny kitapon’ny Fitandremana.
Aza adino ny fiarahantsika miangona ka aoka samy hitondra ambavaka ny fivoriana mamintsika
Ho an’Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra.
| | |
|
ISAN-TELOVOLANA 13-14 Décembre 2014
Fileovana Marseille le 11/11/2014, 12 12 26 (UTC) | | FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M.)
Synodam-Paritany FLM Eoropa
Fileovana Marseille
ISAN-TELOVOLANA 13-14 Décembre 2014
FLM Montpellier
« Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, …» (Rom. 13.14)
TOERANA:
Faculté de Théologie Montpellier - 13, rue du Docteur Louis Perrier. 34000 Montpellier
ASABOTSY Faha 13 Desambra 2014
16h30 Fotoam-pivavahana fanokafana “Teksta ny Alah. Faha III Advento”
(Litorzy alahady hariva)
. Mpitarika: Katekista Ranaivo Gérard
. Toriteny sy alitara: Pastora Rakotonirina Lalatiana
. Teny fiarahabana :Pastora Raharijaonarivelo Edmond
17h30 Fampianarana Soratra Masina
. Mpitarika: RANAIVOSON Nirina Robertin
Lohateny: “Ny Fitafiana araka ny Soratra Masina ”
Pastora Volatombo Flavien
18h30 Fialana hetaheta
19h00 Fotoan’ny Sampana “Fileovana KTLM”
Antsam-piderana
. Mpitarika: Lotera Patrick
20h00 Asa sy Fampaherezana
. Mpitarika: Rtoa Razafiarison Mavosoa
. Toriteny: Pastora Rakotomahefa Eloi. (Gal 3.26-28)
20h30 Fivoriana Komity Fileovana.
ALAHADY Faha 14 Desambra 2014
FOTOAM-PIVAVAHANA
11h00 Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo
Hira fidirana: 500
Pastora: Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen!
Vavaka Fanombohana :
Katekista Randrianasolo Andrinalinjato
Hira 174
Leksiona sy Epistily
Test.Taloha : Eksod 28.1-4 (Fitandremana Montpellier)
Epistily: Apok 7.9-17 (Fitandremana Marseille)
Hira 667
Filazantsara : Mat 22. 1-14
Hira 510
TORITENY:
Pastora Edmond Raharijaonarivelo. (Rom 13.14)
Hira: koraly Fileovana
Filazan-draharaha
Rakitra
Hira 254
FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO
Hira 543
TSO-DRANO
Postlude : Koraly Fileovana
Vavaka Farany : Katekista Rakotoarimanana François d’Assise.
Feon’orga
Hafatra:
. Mitondra am-bavaka ny fotoana rehetra
. Mitondra fanomezana hatao vokatra na Valopy “solom-bokatra”
. Aza mahafoy ny fiarahana miangona | | |
|
LA RETRAITE
FDL - FLM Mazargues le 22/10/2014, 21 09 26 (UTC) | | Ny FDL sy ny FLM Mazargues dia manasa antsika fiangonana hamonjy ny "La Retraite" izay atao ny Sabotsy 01 Novembre sy ny Alahady 02 Novembre 2014 ho avy izao ao amin' ny :
"Maison Jean Vassas - Le Castellet (Var)"
Centre de Vacances
113 Chemin du Cros du loup
83330 LE CASTELLET
Ny saran-dasy dia 15 euro isan'olona fa ny FDL no handoa ny 10 euro ka 5 euro isan'olona ny fandraisana anjara.
Zava-dehobe ny fandehanantsika amin'io fotoana io, hisy fampianarana ataon' i Pastora Volatombo Flavien, dinidinaika ho enti-mampandroso ny Fiangonantsika sy ny asa fitoriana ny Filazantsara, fialam-boly sns....ary koa mba hanamafy orina ny fifankatiavana sy fifandraisantsika Mpianakavy ao amin'ny Tompo.
Ny Alahady dia hisy fotoam-pivavahana sy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo manomboka amin'ny 2 ora tolakandro.
Noho izany dia tsy hisy fotoana eny Mazargues ny Alahady 02 Novembre 2014.
Koa dia manentana antsika ho tonga maro sy hitondra am-bavaka izany fotoana izany | | |
|
FETIM-PIANGONANA
FLM Mazargues le 23/09/2014, 12 12 44 (UTC) | | "Eo anatrehan’ Andriamanitra no itenenanay ao amin’ i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo."
II Koritiana 12-19b
Ny Fiangonana Loterana Malagasy Mazargues-Marseille dia hanatanteraka ny "FETIM-PIANGONANA" ny Sabotsy 27 Septembre 2014 amin'ny 6ora sy Sasany Tolakandro ao amin'ny 8 Boulevard Magnan 13009 Marseille.
Hisy Fiaraha-misakafo "Sakafom-piraisana" amin'io fotoana io,
Fandraisana anjara :
Olon-dehibe : 10 euro
Ankizy : 5 euro
Mirary ny fahatongavantsika maro ho Voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
| | |
|
ISAN-TELOVOLANA
Fileovana Marseille le 10/09/2014, 19 07 46 (UTC) | | Isan-Telovolana Fileovana Marseille
Asabotsy 13 Septembre-Alahady 14 Septembre 2014
FLM Marseille Sainte Claire, 4 rue Cade 13014 Marseille
« Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia» (Filipiana 4:4)
ASABOTSY Faha 13 Septembre 2014
FANDAHARANA
16h30 : Fotoam-pivavahana fanokafana “Teksta nyAlah. faha XIII manaraka ny Trinité” (litorzy alahady hariva)
Mpitarika: Katekista Rakotoarimanana François d‘Assise
. Toriteny sy alitara: Pastora Volatombo Flavien
. Teny fiarahabana :Pastora Raharijaonarivelo Edmond
17h30 Fampianarana Soratra Masina
. Mpitarika: Atoa Patric Lotera
. Lahateny:
“Tanora sy ny dihy ”
Pastora Raharijaonarivelo Edmond
18h30 Fialana hetaheta
19h00 Fotoan’ny Sampana “S.A Fileovana”
Takariva mahafinaritra:
. Mpitarika: Rtoa Ratisbonne Hanitra
. Toriteny: Rtoa Hanitra Randrianasolo
20h00 Asa sy Fampaherezana
. Mpitarika: Atoa Rajoelison Nirina
. Mpandrindra: Rtoa Razaimalala Arlette
20h30 Fivoriana Komity Fileovana.
ALAHADY Faha 14 Septembre 2014
FOTOAM-PIVAVAHANA
10h30 Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo
Hira fidirana: Choral Fitandremana Marseille
Pastora: Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen!
Vavaka Fanombohana : Katekista Randrianasolo Andrianalinjato
Hira 480
Leksiona sy Epistily
Test.Taloha : Salamo 149 (Fitandremana Montpellier)
Epistily: Apok 12.10-12 (Fitandremana Marseille)
Hira 549
Filazantsara : Liok.15.22-32
Hira 539
TORITENY:
Pastora Edmond Raharijaonarivelo. (Fil 4.4)
Hira: Choral Montpellier
Filazan-draharaha
Rakitra 537
Hira 254
FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO
Hira 543
TSO-DRANO
Postlude : Choral Fileovana
Vavaka Farany : Katekista Ranaivo Gérard
Feon’orga
| | |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|